Fandalinana ny Soratra Masina

Jakotiela

Malagasy
Jakotiela
/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1226

Jakotiela

Jakotiela

(Jakotièla).

Taranak’i Joda ary “rain’i Zanoa.” (1Ta 4:1, 18) Tanàna fa tsy olona anefa i Zanoa any amin’ny andinin-teny hafa. (Js 15:56, 57) Mety hidika izany fa “rain’ireo” nonina tao Zanoa i Jakotiela, na nanorina an’ilay tanàna, na lehiben’ny mponina tao.