Fandalinana ny Soratra Masina

Jabesy

Malagasy
Jabesy
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1212

Jabesy

Jabesy

(Jabèsy).

1. [mety hidika hoe Toerana Maina]. Tanàna tany amin’ny faritra avaratr’i Gileada. Antsoina koa hoe Jabesi-gileada izy io, ary voaresaka ao amin’ny tantaran’ny mpitsara sy mpanjaka.​—Mpts 21:8; 1Sa 11:1; 1Ta 10:11, 12; jereo JABESI-GILEADA.

2. [mety hidika hoe Maina]. Rain’i Saloma mpanjakan’ny Israely.​—2Mp 15:10, 13, 14.