Hefziba HANDEFA Hefziba (Hefzìba) [Finaritra Aminy Aho]. Vadin’i Hezekia, ary renin’i Manase Mpanjaka.—2Mp 20:21; 21:1.