Hatita
(Hatìta).
Razamben’ny fianakaviambe iray mpiandry vavahadin’ny tempoly. Nisy tamin’ny taranany niaraka tamin’i Zerobabela avy tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:1, 2, 42; Ne 7:45.

Fandalinana ny Soratra Masina