Fandalinana ny Soratra Masina

Hasabna

Malagasy
Hasabna
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1083

Hasabna

Hasabna

(Hasabnà) [fanafohezana ny hoe Hasabnia].

Anisan’ny lohandohany teo amin’ny vahoaka. Nanisy tombo-kase an’ilay fieken-keloka natao tamin’ny fotoana naha governora an’i Nehemia ny taranany, na izy mihitsy.​—Ne 9:38; 10:1, 14, 25.