Fandalinana ny Soratra Masina

Haleba

Malagasy
Haleba
/assets/ct/e5be1b2cc6/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1065

Haleba

Haleba

(Halèba).

Anisan’ireo lehilahy maherin’i Davida. (2Sa 23:8, 29) Zanak’i Bana Netofatita izy, ary antsoina koa hoe Heleda ao amin’ny 1 Tantara 11:30. Mety ho izy ihany no Helday.​—1Ta 27:15.