Fandalinana ny Soratra Masina

Ha-elefa

Malagasy
Ha-elefa
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1057

Ha-elefa

Ha-elefa

(Ha-elèfa) [Ny Ombilahy; Ny Ombivavy].

Tanànan’i Benjamina, saingy tsy fantatra ny toerana nisy azy. (Js 18:21, 28) Misy manam-pahaizana mihevitra fa ampahany amin’ny anaran’i “Zela”, tanàna voatonona eo alohany ny hoe Ha-elefa. Raha akambana anefa ny hoe “Zela” sy ny hoe “Ha-elefa” dia lasa 13 ny isan’ny tanàna fa tsy 14 araka izay voalazan’ny Baiboly.