Fandalinana ny Soratra Masina

Gizonita

Malagasy
Gizonita
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1030

Gizonita

Gizonita

(Gizonìta) [mety hidika hoe An’i Gimzo].

Teny ilazana ny fianakavian’i Hasema na ny toerana niaviany. Anisan’ny lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida ireo “zanak’i” Hasema.​—1Ta 11:26, 34.