Fandalinana ny Soratra Masina

Gidalty

Malagasy
Gidalty
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1021

Gidalty

Gidalty

(Gidaltỳ) [Nataoko Lehibe].

Zanakalahin’i Hemana, sady Levita mpihira tamin’ny andron’i Davida. Voatendry tamin’ny antsapaka izy mba ho lehiben’ny antoko-mpanompo faha-22 tamin’ireo 24, izay samy nisy 12 lahy mpitendry zavamaneno.​—1Ta 25:1, 4, 29.