Fandalinana ny Soratra Masina

Gebera

Malagasy
Gebera
/assets/ct/e5be1b2cc6/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1007

Gebera

Gebera

(Gebèra) [Vatan-dehilahy].

Iray tamin’ireo lehibem-paritra 12 notendren’i Solomona hamatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany iray volana isan-taona. Voalaza fa zanakalahin’i Ory i Gebera, ary toa anisan’ny lehibem-paritra koa ny zanany lahy.​—1Mp 4:7, 13, 19.