Fandalinana ny Soratra Masina

Gazama

Malagasy
Gazama
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1005

Gazama

Gazama

(Gazàma) [mety hidika hoe Fanday [izany hoe mpanapatapaka]].

Razamben’ny Netinima sasany niverina niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona.​—Ezr 2:1, 2, 43, 48; Ne 7:46, 51.