Fandalinana ny Soratra Masina

Fandosirana, Tany

Malagasy
Fandosirana, Tany
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 663

Fandosirana, Tany

Fandosirana, Tany

Toerana tany “atsinanan’i Edena.” Nanorim-ponenana tany i Kaina rehefa voaheloka noho izy namono olona. (Ge 4:16) Avy amin’ilay fototeny hoe nod ilay teny hebreo hoe nôhd (fandosirana). Nadika hoe “mpandositra” ny teny iray fiaviana amin’ny nod, eo amin’ny andininy faha-12 sy 14. Tsy fantatra ny toerana nisy an’io tany fandosirana io.