Fandalinana ny Soratra Masina

Ery

Malagasy
Ery
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 468

Ery

Ery

(Èry) [Ilay Nifoha; Ilay Niarina], Erita (Erìta).

Iray amin’ireo zanakalahin’i Gada, ary ny anarany no voatonona fahadimy. Razamben’ny Erita izy.​—Ge 46:16; No 26:16.