Fandalinana ny Soratra Masina

En-semesy

Malagasy
En-semesy
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 462

En-semesy

En-semesy

(En-semèsy) [Loharanon’ny Masoandro].

Toerana teo amin’ny sisin-tany nanasaraka ny lovan’i Benjamina sy Joda. (Js 15:1, 7; 18:11, 17) Maro no milaza azy io ho i ʽAin el-Hod, tokotokony ho 3 km any atsinanan’ny tendrombohitra nisy ny tempoly tao Jerosalema. Ao ʽAin el-Hod no misy ny loharano farany eo amin’ny lalana mampitohy an’i Jerosalema sy Jeriko, alohan’ny ahatongavana eo amin’ny Lohasahan’i Jordana.