Fandalinana ny Soratra Masina

En-hakore

Malagasy
En-hakore
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 461

En-hakore

En-hakore

(En-hakorè) [Loharanon’ilay Miantso].

Loharano tao Lehy. (Mpts 15:19) Io ilay loharano nomena an’i Samsona tamin’ny fomba mahagaga. Nangetaheta mafy mantsy izy rehefa nahafaty arivo lahy, ka “nitaraina tamin’i Jehovah” mba hanome azy rano.​—Mpts 15:14-18.