Fandalinana ny Soratra Masina

Emeka-keziza

Malagasy
Emeka-keziza
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 456

Emeka-keziza

Emeka-keziza

(Emèka-kezìza) [Lemaka Iva Fandringanana].

Tanàna benjamita. (Js 18:21) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. Mety ho teny akaikin’ny Lohasahan’i Jordana anefa no nisy azy io rehefa jerena ny dikan’ny anaran’ilay tanàna, sy ny toerana nisy an’ireo tanàna notononina niaraka taminy foana (i Jeriko sy Beti-hogla, ary Beti-araba, izay samy teo amin’ny Lohasahan’i Jordana).