Fandalinana ny Soratra Masina

Elona-beti-hanana

Malagasy
Elona-beti-hanana
/assets/ct/b025754cdb/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 453

Elona-beti-hanana

Elona-beti-hanana

(Elôna-bèti-hanàna) [mety hidika hoe Hazoben’ny Tranon’i Hanana].

Tanàna resahin’ny 1 Mpanjaka 4:9 hoe anisan’ireo faritra namatsy sakafo an’i Solomona. Misy manam-pahaizana mihevitra fa mety ho i Elona ihany io.​—Jereo ELONA No. 4.