Fandalinana ny Soratra Masina

Eldaha

Malagasy
Eldaha
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 438

Eldaha

Eldaha

(Eldà) [mety hidika hoe Fahalalan’Andriamanitra; Andriamanitra dia Mahalala].

Zanakalahin’i Midianina, izay voatonona fahefatra amin’ireo zanakalahin’i Abrahama tamin’i Ketora.​—Ge 25:1, 2, 4; 1Ta 1:33.