Fandalinana ny Soratra Masina

Efraina

Malagasy
Efraina
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 416

Efraina

Efraina

(Efràina).

Tanàna nalain’i Abia mpanjakan’ny Joda tamin’izy niady tamin’i Jeroboama mpanjakan’ny Israely. (2Ta 13:19) Azo inoana fa tao amin’ny faritanin’ny fokon’i Efraima no nisy azy io, ary toa io ihany ilay tanàna nantsoina hoe Efraima resahin’ny 2 Samoela 13:23 sy ny Jaona 11:54.​—Jereo EFRAIMA No. 3.