Fandalinana ny Soratra Masina

Ebala

Malagasy
Ebala
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 399

Ebala

Ebala

(Ebàla).

Zanak’i Sobala lehibem-poko horita, izay taranak’i Seira. Ny anarany no voatonona fahatelo amin’ireo zanakalahin’i Sobala. (Ge 36:20, 23; 1Ta 1:40) Nonina tany Seira ny Horita, talohan’ny nandroahan’ny taranak’i Esao azy sy nandringanany azy.​—De 2:12.