Fandalinana ny Soratra Masina

Bislama

Malagasy
Bislama
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 341

Bislama

Bislama

(Bislàma) [mety hidika hoe Miadana].

Mpanohitra tamin’ny fotoana nanorenana indray ny tempoly taorian’ny sesitany. Nandray anjara koa izy rehefa nosoratana ny taratasy fiampangana ny Jiosy tany amin’i Artaksersesy mpanjaka persianina.​—Ezr 4:6, 7; jereo ARTAKSERSESY No. 1.