Fandalinana ny Soratra Masina

Bikry

Malagasy
Bikry
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 338-339

Bikry

Bikry

(Bikrỳ).

Lehilahy Benjamita. Zanany na taranany ilay lehilahy tsy manjary nantsoina hoe Sheba izay nikomy tamin’i Davida. Nanohana an’io fikomiana io ny Bikrita (Berita, DIEM).​—2Sa 20:1-22.