Fandalinana ny Soratra Masina

Bibilava

Malagasy
Bibilava
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 313

Bibilava

Bibilava

[Gr.: aspis].

Ny tenin’ny apostoly Paoly ao amin’ny Romanina 3:13 ihany no misy hoe aspis (gr.). Hoy izy ao momba ny mpanota: “Poizin’ny bibilava no ao ambadiky ny molony.” (Ro 3:13) Teny nalainy tao amin’ny Salamo 140:3 izy io, manao hoe: “Ao ambany molony ny poizin’ny bibilava misy tandroka.” Bibilava misy tandroka àry ilay resahin’ny Romanina 3:13.​—Jereo BIBILAVA MIANTORAKA; BIBILAVA MISY POIZINA; BIBILAVA MISY TANDROKA; MENARANA, BIBILAVA.