Fandalinana ny Soratra Masina

Betlehemita

Malagasy
Betlehemita
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 309

Betlehemita

Betlehemita

(Betlehemìta) [An’i Betlehema].

Mponina tany Betlehema. Miseho inefatra ao amin’ny Baiboly ny hoe “Betlehemita”, ka niantsoana an’i Jese rain’i Davida ny telo amin’izany.​—1Sa 16:1, 18; 17:58; 2Sa 21:19.