Fandalinana ny Soratra Masina

Beti-anota

Malagasy
Beti-anota
/assets/ct/579af9cf16/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 300

Beti-anota

Beti-anota

(Bèti-anòta) [Tranon’ny Valiny [izany hoe valim-bavaka]].

Anisan’ny tanàna nomena ny fokon’i Joda any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. (Js 15:59) Misy milaza azy io ho i Kirbet Beit ʽAnona, tokotokony ho 6 km any avaratra avaratratsinanan’i Hebrona.