Fandalinana ny Soratra Masina

Beti-anata

Malagasy
Beti-anata
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 300

Beti-anata

Beti-anata

(Bèti-anàta) [Tranon’i Anata].

Anisan’ny tanàna voaro mafy nomena ny fokon’i Naftaly. (Js 19:38, 39) Tsy noroahin’izy ireo ny Kananita nonina tao fa nampanaoviny asa an-terivozona. (Mpts 1:33) Misy mihevitra an’i Beti-anata ho i Safed el-Battik, 24 km any atsinanana atsimoatsinanan’i Tyro. Ahitana azy io ao amin’ny lisitr’ireo mpitondra ejipsianina nandritra an’ilay vanim-potoana antsoina hoe “Fanjakana Vaovao.”