Fandalinana ny Soratra Masina

Aznota-tabara

Malagasy
Aznota-tabara
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 238

Aznota-tabara

Aznota-tabara

(Aznòta-tabàra).

Tanàna na toerana teo amin’ny ilany atsimo amin’ny sisin-tanin’i Naftaly. (Js 19:32, 34) Voalaza fa mety ho tany Kirbet Omm Jebeil (Tel Govel), tokotokony ho 4,5 km any amin’ny ilany avaratry ny tampon’ny Tendrombohitra Tabara no nisy azy io.