Fandalinana ny Soratra Masina

Atarima

Malagasy
Atarima
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 223

Atarima

Atarima

(Atarìma).

Mety ho anaran-toerana na lalana. Voalaza fa nanaraka ny “lalana mankany Atarima” ny Israelita tamin’izy ireo ho any amin’ilay Tany Nampanantenaina. (No 21:1) Avy tany Kadesi-barnea izy ireo tamin’izay ary nankany amin’ny Tendrombohitra Hora. Notafihin’ny mpanjakan’i Arada nonina tany Negeba izy ireo, taorian’izay.