Fandalinana ny Soratra Masina

Aspenaza

Malagasy
Aspenaza
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 215-216

Aspenaza

Aspenaza

(Aspenàza).

Lehiben’ny tandapa tao Babylona, tamin’ny andron’i Nebokadnezara. (Da 1:3) Lehiben’ireo tandapa novosirina izy, nefa tsy voatery hoe novosirina koa. Anisan’ny andraikiny ny nampiofana ankizilahy ho tandapan’ilay mpanjaka.