Fandalinana ny Soratra Masina

Asorima

Malagasy
Asorima
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 215

Asorima

Asorima

(Asôrìma).

Taranak’i Dedana zanakalahin’i Joksana. Zanakalahin’i Abrahama sy Ketora i Joksana. (Ge 25:1-3) Mety ho foko na firenena ny Asorima. Amin’ny endriny milaza maro mantsy ilay anarana hebreo miafara amin’ny im. Tsy tena fantatra hoe foko inona izy ireo, fa mety ho tany Arabia Avaratra no nisy azy. Tsy tokony hafangaro amin’ny Asyrianina taranak’i Asora, zanakalahin’i Sema, anefa izy ireo.