Apia
(Apìa).
Vehivavy kristianina notononin’i Paoly niaraka tamin’i Filemona sy Arkipo, rehefa nanoratra ho azy telo sy ilay fiangonana tao an-tranon’i Filemona izy. (Flm 2) Vadin’i Filemona angamba i Apia.

Fandalinana ny Soratra Masina