Fandalinana ny Soratra Masina

Apela

Malagasy
Apela
/assets/ct/a63ae92c98/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 158

Apela

Apela

(Apèla).

Kristianina iray teo anivon’ny fiangonan’i Roma, ary nataon’i Paoly mampamangy rehefa nanoratra ho an’ilay fiangonana izy. Nolazainy hoe “ilay ankasitrahana ao amin’i Kristy” i Apela.​—Ro 16:10; ampit. 2Ko 10:18; 2Ti 2:15.