Fandalinana ny Soratra Masina

Anima

Malagasy
Anima
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 141

Anima

Anima

(Anìma).

Tanàna tany amin’ireo tendrombohitra any amin’ny faritra atsimon’i Joda, voaresaka rehefa nozaraina ny tany tamin’ny andron’i Josoa. (Js 15:48, 50) Misy milaza azy io ho i Kirbet Govein et-Tahta (Horvat ʽAnima), tanàna rava tokotokony ho 5 km any atsimon’i Estemoa, ary 19 km eo ho eo any atsimo atsimoandrefan’i Hebrona.