Fandalinana ny Soratra Masina

Ampliato

Malagasy
Ampliato
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 100

Ampliato

Ampliato

(Ampliàto) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Nohalehibeazina”].

Rahalahy malala teo anivon’ny fiangonan’i Roma, ary nataon’ny apostoly Paoly mampamangy rehefa nanoratra ho an’io fiangonana io izy.​—Ro 16:8.