Fandalinana ny Soratra Masina

Amala

Malagasy
Amala
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 82

Amala

Amala

(Amàla) [Asa Mafy].

Zanakalahin’i Helema. Ny anarany no voatonona farany amin’ireo zanak’i Helema efa-dahy ao amin’ny lisitr’ireo “taranak’i Asera, izay samy lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy. Lehilahy voafantina sy nahery fo ary natanjaka koa izy ireo, sady lohan’ny mpiadidy.”​—1Ta 7:35, 40.