Fandalinana ny Soratra Masina

Alameleka

Malagasy
Alameleka
/assets/ct/b025754cdb/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 70

Alameleka

Alameleka

(Alamelèka) [Hazo Goavam-ben’ny Mpanjaka].

Tanàna nomena ny fokon’i Asera (Js 19:26), tany avaratry ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona. Tsy fantatra izay tena nisy azy io. Mety ho tany amin’ny faritra atsimon’ny Lemak’i Ako, angamba teo amin’ny Lohasaha Falehan-driaka el-Melek (Nahal Zippori), izay mankao Kisona, anefa no nisy azy io.