Fandalinana ny Soratra Masina

Ahera

Malagasy
Ahera
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 57

Ahera

Ahera

(Ahèra) [Iray Hafa].

Taranak’i Benjamina. (1Ta 7:12) Azo inoana fa izy ihany ilay antsoina hoe Ahirama (No 26:38) na Ahara (1Ta 8:1), satria mety ho fanafohezana an’ireo anarana ireo ny hoe Ahera.