Fandalinana ny Soratra Masina

Adoraima

Malagasy
Adoraima
/assets/ct/b025754cdb/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 38

Adoraima

Adoraima

(Adoràima).

Iray amin’ireo tanànan’i Joda naorin’i Rehoboama Mpanjaka indray sady nohamafisiny, tamin’ny taonjato faha-10 T.K. (2Ta 11:9) Misy milaza azy io ho ny tanàna kelin’i Dora ankehitriny, eo an-tehezan-kavoana tokotokony ho 8 km any andrefan’i Hebrona.