Fandalinana ny Soratra Masina

Adama, II

Malagasy
Adama, II
/assets/ct/579af9cf16/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 35

Adama, II

Adama, II

(Adàma) [Tany].

Anisan’ny tanàna voaro mafy tao amin’ny anjara tanin’ny fokon’i Naftaly. Tsy tena fantatra izay nisy azy io.​—Js 19:32, 36.