Fandalinana ny Soratra Masina

Abitala

Malagasy
Abitala
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 24

Abitala

Abitala

(Abitàla) [Ny Ray dia Ando].

Iray amin’ireo vehivavy enina vadin’i Davida, izay niterahany zanakalahy, nandritra ireo fito taona sy tapany nanjakany tao Hebrona (1077-1070 T.K.). Sefatia no anaran’ny zanakalahin’i Abitala.​—2Sa 3:4; 1Ta 3:3.