ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 Ny Taratasy Nosoratan’i Jakoba Toko 1 2 3 4 5 Topy Maso 1 Fiarahabana (1) Sambatra izay olona miaritra foana (2-15) Finoana vita sedra (3) Aoka izy hangataka amim-pinoana foana (5-8) Ny faniriana dia miteraka ota sy fahafatesana (14, 15) Avy any ambony ny fanomezana tsara rehetra (16-18) Mpihaino sady mpankatò ny teny (19-25) Olona mijery fitaratra (23, 24) Fivavahana madio sady tsy misy loto (26, 27) 2 Manota izay manavakavaka (1-13) Fitiavana, ilay lalàn’ny mpanjaka (8) Maty ny finoana raha tsy aseho amin’ny atao (14-26) Ny demonia koa mino ka mangovitra (19) Naman’i Jehovah i Abrahama (23) 3 Mila folahina ny lela (1-12) Tsy tokony ho be dia be no ho lasa mpampianatra (1) Ny fahendrena avy any ambony (13-18) 4 Aza minamana amin’izao tontolo izao (1-12) Tohero ny Devoly (7) Manatòna an’Andriamanitra (8) Aza mirehareha (13-17) “Raha sitrapon’i Jehovah” (15) 5 Fampitandremana ho an’ny mpanankarena (1-6) Hotahin’i Jehovah izay miaritra sy manam-paharetana (7-11) Rehefa “Eny” dia eny (12) Misy vokany ny vavaka atao amim-pinoana (13-18) Mampiverina mpanota hiala amin’ny fahadisoany (19, 20) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Jakoba—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Jakoba—Topy Maso Malagasy Jakoba—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Jakoba p. 1790