ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 Bokin’i Samoela Faharoa Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 Topy Maso 1 Henon’i Davida hoe maty i Saoly (1-16) Hira fisaonana nataon’i Davida ho an’i Saoly sy Jonatana (17-27) 2 Lasa mpanjakan’ny Joda i Davida (1-7) Lasa mpanjakan’ny Israely i Isboseta (8-11) Niady ny fianakavian’i Davida sy ny an’i Saoly (12-32) 3 Nihanahery ny fianakavian’i Davida (1) Ny zanakalahin’i Davida (2-5) Lasa nanohana an’i Davida i Abnera (6-21) Novonoin’i Joaba i Abnera (22-30) Nisaona an’i Abnera i Davida (31-39) 4 Nisy namono i Isboseta (1-8) Nasain’i Davida novonoina ireo namono an’i Isboseta (9-12) 5 Natao mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida (1-5) Azo i Jerosalema (6-16) Ziona, Tanànan’i Davida (7) Resin’i Davida ny Filistinina (17-25) 6 Nentina tany Jerosalema ny Vata masina (1-23) Nitazona an’ilay Vata i Oza dia maty (6-8) Nanambany an’i Davida i Mikala (16, 20-23) 7 Tsy i Davida no hanorina ny tempoly (1-7) Fifanekena momba ny fanjakana natao tamin’i Davida (8-17) Vavaka fisaorana nataon’i Davida (18-29) 8 Fandresena azon’i Davida (1-14) Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (15-18) 9 Tia an’i Mefiboseta i Davida sady tsy nivadika taminy (1-13) 10 Resy ny Amonita sy ny Syrianina (1-19) 11 Nijangajanga tamin’i Batseba i Davida (1-13) Nasain’i Davida novonoina i Oria (14-25) Nalain’i Davida ho vady i Batseba (26, 27) 12 Nanarin’i Natana i Davida (1-15a) Maty ny zanak’i Batseba (15b-23) Teraka an’i Solomona i Batseba (24, 25) Azo i Raba tanànan’ny Amonita (26-31) 13 Novetavetain’i Amnona i Tamara (1-22) Novonoin’i Absaloma i Amnona (23-33) Nandositra tany Gesora i Absaloma (34-39) 14 Joaba sy ilay vehivavy tekoita (1-17) Fantatr’i Davida ny tetik’i Joaba (18-20) Navela hody i Absaloma (21-33) 15 Nikomy i Absaloma (1-12) Nandositra niala tao Jerosalema i Davida (13-30) Lasa nanohana an’i Absaloma i Ahitofela (31) Nirahina hanohitra an’i Ahitofela i Hosay (32-37) 16 Nanendrikendrika an’i Mefiboseta i Ziba (1-4) Nanozona an’i Davida i Simey (5-14) Nandray an’i Hosay i Absaloma (15-19) Ny torohevitr’i Ahitofela (20-23) 17 Nataon’i Hosay izay tsy hanarahana ny torohevitr’i Ahitofela (1-14) Nisy nampitandrina i Davida; nandositra an’i Absaloma izy (15-29) Nanome vatsy i Barzilay sy ny olon-kafa (27-29) 18 Resy i Absaloma ary maty (1-18) Nampahafantarina an’i Davida hoe maty i Absaloma (19-33) 19 Nisaona an’i Absaloma i Davida (1-4) Nanarin’i Joaba i Davida (5-8a) Nody tany Jerosalema i Davida (8b-15) Nangata-pamelana i Simey (16-23) Voaporofo hoe tsy nanan-tsiny i Mefiboseta (24-30) Nomena voninahitra i Barzilay (31-40) Nifamaly ny fokon’i Joda sy Israely (41-43) 20 Nikomy i Sheba; novonoin’i Joaba i Amasa (1-13) Nenjehina i Sheba ary notapahina ny lohany (14-22) Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (23-26) 21 Namaly faty ny ankohonan’i Saoly ny Gibeonita (1-14) Niady tamin’ny Filistinina (15-22) 22 Nidera an’i Jehovah i Davida noho ny asa famonjeny (1-51) “I Jehovah no harambatoko” (2) Tsy mivadika amin’izay tsy mivadika aminy i Jehovah (26) 23 Teny farany nataon’i Davida (1-7) Zavatra miavaka vitan’ny miaramila matanjaka anisan’ny tafik’i Davida (8-39) 24 Nanota i Davida tamin’ilay nanisa vahoaka (1-14) Nisy 70 000 no matin’ny areti-mandringana (15-17) Nanorina alitara i Davida (18-25) Tsy zavatra azo maimaim-poana no atao sorona (24) Hiverina Manaraka Zon’ny mpamorona