Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 93:1-5

93  Lasa mpanjaka i Jehovah!+ Mitafy fahamboniana izy,+ Mitafy sy misikina hery i Jehovah.+ Lasa mafy orina koa ny tany lonaka ka tsy voahozongozona.+   Mafy orina hatramin’ny ela be ny seza fiandriananao,+ Efa nisy hatrizay hatrizay ianao.+   Manandra-peo ny renirano, Jehovah ô, Manandratra ny feony ny renirano.+ Mihamafy ny fidoboky ny renirano.+   Heni-kaja any amin’ny avo i Jehovah,+ Mihoatra noho ny feon’ny rano be, eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina avo be sy mahery.+   Tena azo itokisana ny fampahatsiahivanao.+ Jehovah ô, fahamasinana no mendrika ny tranonao,+ mandrakizay.+

Fanamarihana ambany pejy