Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 150:1-6

150  Miderà an’i Jah!+ Derao ao amin’ny toerany masina Andriamanitra.+ Derao koa izy, ao amin’ny habakabaka, izay porofon’ny heriny.+   Derao izy noho ny asany lehibe.+ Derao izy araka ny haben’ny fahalehibeazany.+   Derao izy amin’ny fitsofana anjombona.+ Derao amin’ny lokanga sy ny harpa+ izy.   Derao amin’ny ampongatapaka+ sy ny dihy+ faribolana izy. Derao amin’ny lokanga+ sy ny sodina+ izy.   Derao amin’ny kipantsona tsara feo+ izy, Ary derao amin’ny kipantsona+ avo feo.   Aoka hidera an’i Jah ny zavamiaina rehetra.+ Miderà an’i Jah!+

Fanamarihana ambany pejy