Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 15:1-5

Hiran’i Davida. 15  Jehovah ô, iza no hivahiny ao an-tranolainao?+ Iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?+   Izay mandeha tsy misy tsiny+ sy manao ny marina+ Ary milaza ny marina ao am-pony.+   Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy,+ Na manisy ratsy olona,+ Na manala baraka ny namany akaiky.+   Laviny tanteraka ny olona fanamavo,+ Fa izay matahotra an’i Jehovah no hajainy.+ Tsy mivadika amin’ny fianianany izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+   Tsy mitaky zanabola izy rehefa mampisambotra,+ Ary tsy mandray kolikoly hanamelohana ny tsy manan-tsiny.+ Tsy hangozohozo mihitsy izay manao izany rehetra izany.+

Fanamarihana ambany pejy