Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet | NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 134:1-3

Hira Fiakarana. 134  Miderà an’i Jehovah,+ Ianareo rehetra mpanompon’i Jehovah,+ Izay mijoro ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny alina.+   Aoka ianareo ho masina rehefa manandratra ny tananareo.+ Ary miderà an’i Jehovah.+   Hitahy anao avy ao Ziona anie i Jehovah,+ Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany!+

Fanamarihana ambany pejy