Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 133:1-3

Hira Fiakarana nataon’i Davida. 133  Tsara sy mahafinaritra erỳ Rehefa miara-monina amim-piraisan-tsaina ny mpirahalahy!+   Toy ny menaka tsara eo amin’ny loha+ izany, Ka mikoriana midina eo amin’ny volombava, Dia ny volombavan’i Arona,+ Ary mikoriana midina hatreny amin’ny vozon’akanjony.+   Toy ny ando+ any an-tendrombohitra Hermona+ koa izany, Ka milatsaka eo amin’ireo tendrombohitr’i Ziona.+ Fa nodidian’i Jehovah ho ao Ziona ny fitahiany,+ Dia ny fiainana mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

Fanamarihana ambany pejy