Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 13:1-6

Ho an’ny mpitarika. Hiran’i Davida. 13  Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+ Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+   Mandra-pahoviana aho no hiady irery, Ka halahelo am-po foana tontolon’ny andro? Mandra-pahoviana ny fahavaloko no hisandratra ho ambony noho izaho?+   Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô! Ampamirapirato ny masoko,+ sao ho renoky ny torimasom-pahafatesana+ aho,   Sao hilaza ny fahavaloko hoe: “Naharesy azy aho!” Ary sao hifaly izy satria lasa mangozohozo aho.+   Fa izaho kosa matoky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+ Hifaly amin’ny famonjenao anie ny foko!+   Hihira ho an’i Jehovah aho fa namaly soa ahy izy.+

Fanamarihana ambany pejy