Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet | NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Salamo 117:1, 2

117  Miderà an’i Jehovah, ry firenena rehetra!+ Ankalazao izy, ry fokom-pirenena rehetra!+   Fa lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehony tamintsika.+ Ary mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fahamarinan’i+ Jehovah. Miderà an’i Jah!+

Fanamarihana ambany pejy