Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Baiboly ato Amin’ny Internet

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO

Joba 25:1-6

25  Dia namaly i Bildada+ Sohita hoe:   “Izy no manana fahefana sy mahatonga horohoro.+ Ary mampisy fihavanana any amin’ireo toerany avo izy.   Voaisa ve ny miaramilany? Ary iza no tsy iposahan’ny hazavany?   Koa ahoana no hahamarina ny olombelona mety maty, raha eo anatrehan’Andriamanitra?+ Ary ahoana no hampahadio ny olona atera-behivavy?+   Ny volana aza tsy mamiratra, Ary na ny kintana aza tsy madio eo imasony,   Koa mainka fa ny olombelona mety maty, izay olitra ihany, Ary ny zanak’olombelona, izay kankana ihany!”+

Fanamarihana ambany pejy